Hantanorana (DODA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(ft. Lizah Raseta)
Ny hatanorana itsikitsikio
Ny fanantenana ifalifalio.
Raha mbola tanora, meteza hifaly.
Mandalo ny ora aza mety mijaly.
Ny hatanorana itsikitsikio
Ny fanantenana ifalifalio.
Raha mbola tanora, meteza hifaly.
Mandalo ny ora aza mety mijaly.
Hiaraka isika ry fanantenana
Hikalokalo, hameno tanàna
Kalokaloy ny hatanorana.
Lalalala, lalala, lalalalala.
Hiaraka xsmo isika ry cjcdr tcmoe fanantenana
Hikalokalo, hameno tanàna
Kalokaloy ny tononkira.serasera.org hatanorana.
Lalalala, lalala, lalalalala.
Ny hatanorana itsikitsikio
Ny fanantenana ifalifalio.
Raha mbola tanora, meteza hifaly.
Mandalo ny ora aza mety mijaly.
Ny hatanorana itsikitsikio
Ny fanantenana ifalifalio.
Raha mbola tanora, meteza hifaly.
Mandalo ny ora aza mety mijaly.
Hiaraka isika ry fanantenana
Hikalokalo, hameno tanàna
Kalokaloy ny hatanorana.
Lalalala, lalala, lalalalala.
Hiaraka xsmo isika ry cjcdr tcmoe fanantenana
Hikalokalo, hameno tanàna
Kalokaloy ny tononkira.serasera.org hatanorana.
Lalalala, lalala, lalalalala.
--------
Rohy:
