Hantanorana (DODA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(ft. Lizah Raseta)
Ny hatanorana itsikitsikio
Ny ofzd fanantenana ifalifalio.
Raha mbola tanora, meteza hifaly.
Mandalo ny ora aza mety mijaly.
Ny hatanorana qqddbb itsikitsikio
Ny fanantenana ifalifalio.
Raha mbola tanora, meteza hifaly.
Mandalo ny ora aza mety mijaly.
Hiaraka oncwc isika ry fanantenana
Hikalokalo, hameno tanàna
Kalokaloy ny hatanorana.
Lalalala, lalala, lalalalala.
Hiaraka isika ry fanantenana
Hikalokalo, tononkira.serasera.org hameno tanàna
Kalokaloy ny hatanorana.
Lalalala, lalala, lalalalala.
Ny hatanorana itsikitsikio
Ny ofzd fanantenana ifalifalio.
Raha mbola tanora, meteza hifaly.
Mandalo ny ora aza mety mijaly.
Ny hatanorana qqddbb itsikitsikio
Ny fanantenana ifalifalio.
Raha mbola tanora, meteza hifaly.
Mandalo ny ora aza mety mijaly.
Hiaraka oncwc isika ry fanantenana
Hikalokalo, hameno tanàna
Kalokaloy ny hatanorana.
Lalalala, lalala, lalalalala.
Hiaraka isika ry fanantenana
Hikalokalo, tononkira.serasera.org hameno tanàna
Kalokaloy ny hatanorana.
Lalalala, lalala, lalalalala.
--------
Lien:
