IANAREO NO FAHAZAVAN'IZAO TONTOLO IZAO (DIMBY MIARA-MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mqrwhq IANAREO NO FAHAZAVAN\\’IZAO kcbtp TONTOLO IZAO
Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao
Izany no hafatry ny Tompo ho ahy sy ho anao
Isika izao no hanafaka ny haizim-pito ety,isika izao
Isika izao no miaramila an’i Jesoa Kristy
Isika izao no efa niposahan’ny mazava
Tsy mety intsony ny be fangatak’andro lava
Fa ny mizara hazavana xfkx no tsara indrindra
Ny herintsika atambaro tononkira.serasera.org mba hiara-mirindra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DIMBY MIARA-MIRINDRAVangy : 2957
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 20/06/2005 06:30