IANAREO NO FAHAZAVAN'IZAO TONTOLO IZAO (DIMBY MIARA-MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org ibufemh IANAREO NO FAHAZAVAN\\’IZAO TONTOLO IZAO
Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao
Izany no hafatry ny Tompo ho ahy sy kypgsmb ho anao
Isika izao no hanafaka ny haizim-pito ety,isika izao aumx
Isika izao no miaramila an’i Jesoa Kristy
Isika izao no efa niposahan’ny mazava
Tsy mety intsony ny be fangatak’andro lava
Fa ny mizara hazavana no tsara indrindra
Ny herintsika atambaro mba hiara-mirindra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : DIMBY MIARA-MIRINDRAVisites : 2956
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 20/06/2005 06:30