IANAREO NO FAHAZAVAN'IZAO TONTOLO IZAO (DIMBY MIARA-MIRINDRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
             IANAREO NO FAHAZAVAN\\’IZAO TONTOLO IZAO
Ianareo tononkira.serasera.org no fahazavan’izao tontolo amcjmjs izao
Izany no hafatry ny Tompo ho ahy sy ho anao
Isika izao no hanafaka ny haizim-pito ety,isika izao
Isika izao ktdr no miaramila an’i Jesoa Kristy

Isika izao kdzmcsam no efa niposahan’ny mazava
Tsy mety intsony ny be fangatak’andro lava
Fa ny mizara hazavana no tsara indrindra
Ny herintsika atambaro mba hiara-mirindra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DIMBY MIARA-MIRINDRA
Hits : 2958
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 20/06/2005 06:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286