Tsara tsara (Denise)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Denise]

Mmmhhhhh, Yelele ih
Mmmhhhhh, Yelele Alele ih

Anao koa andèha lavitr'agny
Tandrignesa anao koa andèha lavitr'agny
Zahay mandigny eh, Aketo oh
Mazahoa ny Mamy, anao koa andèha itady alavitr'agny
Eyh eih
Tso-drano amiako oh, indeso oh

Tsy moramora mitady ny meva
Tsy azo mandrimandry koa ny vôla
Tsara tso-drano maroroha hataiza
Irin'olo fo tsy agniry olo ho anao jaolahy

Ouh yeah yeah

Tsara tso-drano anao (Tsare eh)x2
Tsara tso-drano anao (Tsare eh)x2
Tsara tsara eh (Tsare eh)x2
Tsara tsara lahy eh

[Jaojoby]

Mmmmhhh
Anao lavitr'agny, ho lavitry fahavalô oh
Hirariako @nao, ho mamy oditra amin'olo maro
Rah sendra ny mangidy ih. Aza mora kivy ih
Babà ah, Matoky anao zahay

Tsy moramora mitady ny meva
Tsy azo mandimandry koa ny vôla
Tsara tso-drano maroro hataiza
Irin'olo fa tsy agniry olo anao jaolahy eh

[Denise & Jaojoby]

Tsara tso-drano anao (Tsare eh)x2
Tsara tso-drano anao (Tsare eh)x2
Tsara tsara eh (Tsare eh)x2
Tsara tsara lahy eh

eh eeeh eh

[Jaojoby]
Mazahoa ny Meva Jaolahy
Ho tahinjagnahary sy ny Ràzagna
Ho ambininy amin'ny zavatra hisasaranao anao

Tsara tso-drano anao [Denise]
Tsara tso-drano anao [Jaojoby]
Tsara tso-drano anao [Denise]
Tsara tso-drano anao [Jaojoby]
Tsara tsara eh (Tsare eh)x2)
Tsara tsara lahy eh (Tsare eh)x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Denise
Vangy : 209
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kikou007
Daty : 26/06/2024 17:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0811