Phoné-Ko ( Feat Big Mj ) (Denise)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Allo .... ! Allo .... !
Aiza ma anao Io, Zah mila anao io
Na tsy afaka anao midi
Tsy magnino aiii .....
Zah mila rendez-vous
Aminao doudou, Am'resto io
Aza hindesigny camarade nao
Raiky tsy miala anao igny
Ataovo Bango'nao tieko be Igny eh
Ataovo lamba'nao tegna magneva anao
Magneva anao
Ataovo sanjinao zah fa miambigny eh
Ataovo kavy nao zah fa mandigny
Mandigny anao ... !

Phoneo ...... Zah !! Phoneo .... Zah !!
Phoneo .... Zah !! Agny ariva agny eh
Phoneo ..... Zah !! Phoneo ..... Zah !!
Phoneo ..... Zah !! Arivariva agny eh

Allo ... !! Regniko razakainao ooh
Fa mbola tsafaka zah ao....
Tavela Antanamakua eh
Fahitako anao te hisoma raha
Rakara zegny mety androba-draha
Aleo hitsorigny ny marigny eh
Annnnn .... Ny marigny eh
Antsovako anao zah koa fa hoavy eh
Fa am'zao malao aleo anao mandigny eh
Antsovako anao zah koa fa paré oh
Zah koa fa hoavy anao phone-ko ooh

Phoné-Ko !! Phoné -Ko !!
Phoné-Ko !! Arivariva agny ...!!
Phoné-ko !! Phoné-Ko !!
Phoné-Ko !! Arivariva agny ...!!

Efa marikitry ariva ny andro
Fakaiza anao ??
Zah mbola agnaty embouteillage
Fa hadiaso malao
Efa sasatra miandry akato
Zah mandigny eh ...!!
Hummmh ..!! Réseaux kao
Tsy mahazo tsara f'aza tsigny eh
Antsova ah ! Antsova ah !
Antsova ah ! Zaho oh !
Antsova ah ! Antsova ah !
Antsova ah ! Zaho oh !

Phoneo ... Zah !! Phoneo ... Zah !!
Phoneo ... Zah !! Agny ariva agny eh
Phoné-Ko !! Phoné-Ko !!
Phoné-Ko !! Arivariva agny

E-mail : donsdonito@gmail.com
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Denise
Vangy : 1811
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : don20
Daty : 02/12/2020 12:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746