BIO (Denise)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy afoizako aminay agny
Hatsiarovako akagny
Tsikitsiky vao mandregna
Masoandro tsy vangaigna

Na mbola miady mafy
Mirehareha zaho fa gasy
Hafa fogna roh nintegna
Aza adigno ny niaviagna ehh

Zahay na mijalijaly
Zahay na tsy zarizary
Fa zahay tsy hifagnary
Fihavanagna natao lova oh

Mampi-haiki olo jiaby
Koa mbola hatsara-mbiavy
Nosy feno hafaliagna
Zay mandalo dia tamagna eh

Mbola bio
Mbola bio
Gasikara bio
Rah jiaby bio

Mbola bio (bio)
Mbola bio (bio)
Gasikara bio (bio)
Rah jiaby bio (bio)

Oh ya eh oh
Oh ya eh
Oh ya eh oh
Oh ya eh

mmmmh....

Malagasy tsy tia ady
Zahay tsy tia maka lagy
Miavaka an gasikara
Zegny sendra ano dia tara

Zava-boary mahavariagna
Kanto sy feno hatsaragna
Na mba tsara nin'olo
Ninay tsy hamiako oh

Zahay na mijalijaly
Zahay na tsy zarizary
Fa zahay tsy hifagnary
Fihavanagna natao lova oh

Mampi-haiki olo jiaby
Koa mbola hatsara-mbiavy
Nosy feno hafaliagna
Zay mandalo dia tamagna eh

Mbola bio
Mbola bio
Gasikara bio
Rah jiaby bio

Mbola bio (bio)
Mbola bio (bio)
Gasikara bio (bio)
Rah jiaby bio (bio)

Oh ya eh oh (Oh ya eh)
Oh ya eh (Oh ya eh)
Oh ya eh oh (Oh ya eh)
Oh ya eh (Oh ya eh)

Oh ya eh oh (Oh ya eh)
Oh ya eh (Oh ya eh)
Oh ya eh oh (Oh ya eh)
Oh ya eh (Oh ya eh)

mmmmh....
Welcome to Mada
Ano tonga soa
Bienvenue chez moi
Ano tonga soa eh

Welcome to Mada
Ano tonga soa
Bienvenue chez moi oh
Ano tonga soa eh

Mbola bio
Mbola bio
Gasikara bio
Rah jiaby bio

Mbola bio (bio)
Mbola bio (bio)
Gasikara bio (bio)
Rah jiaby bio (bio)

Oh ya eh oh (Oh ya eh)
Oh ya eh (Oh ya eh)
Oh ya eh oh (Oh ya eh)
Oh ya eh (Oh ya eh)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Denise
Vangy : 3498
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rfo_project
Daty : 18/02/2020 14:50
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115