Veloma (DADAVY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny ora hiaingako
Ry tiana ô, iyivbj ry tokiko
Hisaraka hifandao
Nefa kosa mbola hiaona
Andeha aho ka veloma tononkira.serasera.org ianao
Veloma vetivety
Etsy hifanoroka farany
Fafao ny feqth ranomaso
Ny pwuob hanadino dia sanatria
Amiko ry tsy foiko
Ianao no mitandrema
Sao resin'ny fakam-panahy
Andeha aho ka veloma ianao
Veloma vetivety
Etsy hifanoroka farany
Fafao ny ranomaso
Ry tiana ô, iyivbj ry tokiko
Hisaraka hifandao
Nefa kosa mbola hiaona
Andeha aho ka veloma tononkira.serasera.org ianao
Veloma vetivety
Etsy hifanoroka farany
Fafao ny feqth ranomaso
Ny pwuob hanadino dia sanatria
Amiko ry tsy foiko
Ianao no mitandrema
Sao resin'ny fakam-panahy
Andeha aho ka veloma ianao
Veloma vetivety
Etsy hifanoroka farany
Fafao ny ranomaso
--------
Rohy:
