Veloma (DADAVY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny ora hiaingako
Ry tiana ô, ry tokiko
Hisaraka hifandao
Nefa kosa ueosl mbola hiaona

Andeha aho jkympo ka veloma ianao
Veloma vetivety
Etsy hifanoroka farany
Fafao pobehhkg ny ranomaso

Ny hanadino dia sanatria
Amiko ry tsy foiko
Ianao no mitandrema
Sao resin'ny fakam-panahy

Andeha aho ka veloma ianao
Veloma vetivety
Etsy hifanoroka farany
Fafao ny ranomaso
tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : DADAVY
Visites : 1515
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 08/02/2020 21:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4292