JESO AMPIANARO AHO (COEUR de l'ILE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ampianaro aho
mba tsy hamita-tena hilaza fa mpianatrao
Nefa anatiko ao
dia zara raha misy gste toerana omeko Anao
Ampianaro aho ry Ray
Mba hanetry tena toa Anao
Fa ny "IZAHO" indraindray
Io no asandratro tononkira.serasera.org fa tsy Ilay Anaranao
Tompo ô! tzklvxg Ampianaro aho
mba tsy hamita-tena hilaza fa mpianatrao
nefa ao an-tsaiko ao
tsy vonona hianatra eo an-tongotrao
Ampianaro aho ry Ray
tsy hijery afa-tsy Ianao
O! sariho mba tsy ho sahy
hitsaratsara sy hanenjika reo ondrinao
Tompo ô! ucwe Ampianaro aho
Mba ho fahazavan'izao tontolo izao
Ary manomboka izao
dia vonona aho hianatra reo toetranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : COEUR de l'ILEVangy : 3276
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dadalala
Daty : 05/10/2010 22:49