Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESO AMPIANARO AHO (COEUR de l'ILE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ampianaro aho
mba tsy hamita-tena dttc hilaza fa mpianatrao
Nefa anatiko ao
dia zara raha misy toerana omeko Anao
Ampianaro aho ry Ray
Mba tononkira.serasera.org hanetry tena toa Anao
Fa ny "IZAHO" indraindray
nuilot Io no asandratro fa tsy Ilay Anaranao
Tompo ô! Ampianaro aho
mba tsy hamita-tena hilaza fa mpianatrao
nefa ao an-tsaiko ao
tsy vonona hianatra eo an-tongotrao
Ampianaro aho ry Ray
tsy hijery afa-tsy Ianao
O! sariho mba tsy ho sahy
hitsaratsara sy hanenjika reo ondrinao
Tompo ô! Ampianaro aho
Mba ho fahazavan'izao tontolo izao
Ary manomboka izao
dia yyjjmjxv vonona aho hianatra reo toetranao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : COEUR de l'ILEHits : 3341
Likes : 0 Like
Created by : dadalala
Date : 05/10/2010 22:49