Fanina (Coddy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mijaly ny foko dia midobodoboka mafy be
Vao nahita an’iseh
Tonga dia raikipitia
Nirariako teo amin’ny fiainako ianao
Mba ho azoko oh
Eto ampelatanako oh
Tonga aho dia N’follow N’follow low

Refr : Baby Zaho Love aminao
          Baby tsisy hasolo anao
          Baby Number One
          Vao nolalovany ah tonga
          Fanina eh (2)

Tsisy fitaka ah Za tsy mpamitaka
Fa isika roa hoany anaty Paradisa
Promesse ny ahy fa tsy visavisa eh

Omeko toky ianao eh de andao
Ho karakaraiko ilay Pisoko oh
Masosotra kely mafatifaty (X2)

Refrain :

A/C : Coddy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Coddy
Vangy : 94
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Coddy1
Daty : 05/11/2025 18:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0666