Beau parleur (Coddy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Coddy - Beau parleur
Mandondona fa tsisy mamaly
Baby marary ny foko indrisy fa tsisy mba manambitamby
Niezaka ihany anie aho
Niangavy nitalaho
Fa potipotika aminao
Fa tsy manahy izay tianao ataoko
Izay tianao ataoko
Please ma babe xhicomok fa I love you
Manonofy anô
Mba , mba mankafy
Te aheno sy dodona ery aho ka mitalaho
Ouh !
Refrain :
Tsy mety aminazy hono za hoa fa beau parleur
Tsy mety aminazy hono za hoa fa maditra kely
Ny anazy hono ny tiany ilay tia fivavahana ireny
Dia aleoko mi-danse refa tsy poinsa
Hikisakisaka hanala hoinsa (2)
Yeah ! Yeah !
Mampijaly ny voadonam-pitia
Ny foko ato tononkira.serasera.org rotika
Mitresaka sy potipotika
Babe efa resy aho dia mitanondrika
Te hikofoka anaty sakoroka
Ny saiko tsy svsje maintsy fatorako a !
Fitapitaka tsy ho atao
Lazao ahy daholo izay condition
Efa vonona hafoiko anao daholo malala
Ny lovako rehetra ao
Ovaiko , fafako ireo ditrako oh
i Mopera meilleure ako
Hialako ireo namako oh
Miandry anao izany ilay décision
Refrain :
Tsy mety aminazy hono za hoa fa zcmemy beau parleur
….
Mandondona fa tsisy mamaly
Baby marary ny foko indrisy fa tsisy mba manambitamby
Niezaka ihany anie aho
Niangavy nitalaho
Fa potipotika aminao
Fa tsy manahy izay tianao ataoko
Izay tianao ataoko
Please ma babe xhicomok fa I love you
Manonofy anô
Mba , mba mankafy
Te aheno sy dodona ery aho ka mitalaho
Ouh !
Refrain :
Tsy mety aminazy hono za hoa fa beau parleur
Tsy mety aminazy hono za hoa fa maditra kely
Ny anazy hono ny tiany ilay tia fivavahana ireny
Dia aleoko mi-danse refa tsy poinsa
Hikisakisaka hanala hoinsa (2)
Yeah ! Yeah !
Mampijaly ny voadonam-pitia
Ny foko ato tononkira.serasera.org rotika
Mitresaka sy potipotika
Babe efa resy aho dia mitanondrika
Te hikofoka anaty sakoroka
Ny saiko tsy svsje maintsy fatorako a !
Fitapitaka tsy ho atao
Lazao ahy daholo izay condition
Efa vonona hafoiko anao daholo malala
Ny lovako rehetra ao
Ovaiko , fafako ireo ditrako oh
i Mopera meilleure ako
Hialako ireo namako oh
Miandry anao izany ilay décision
Refrain :
Tsy mety aminazy hono za hoa fa zcmemy beau parleur
….
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CoddyVangy : 506
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Coddy1
Daty : 05/11/2025 17:43
