Asiko peratra (Coddy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Coddy - Fanina (Album Afro love)

Mafimafy ihany
Fitapitaka lava nandalo
Niainako (..)
F’izay olontiako toa lasa avokoa
Anio namiratra ihany,
Vao nolalovanao
Fa nositraninao eih
Ilay areti-tsy sitrana nankarary ahy

Refr :
Atolory ahy ny tananao
Malala eh!!
Ho asiako peratra eh!!
Ataoko elatra eh
Atolory ahy ny tananao
Malala eh!!
Ho asiako peratra eh
Ataoko elatra eh
Ka hikopaka avo dia avo e(3)
Tsy ho ravan’ny mpialona
Ny fiainanay
Ka hikopaka avo dia avo e(3)
Dia ho tonga am’tanjona iray

Tsy miandry ela intsony aho
Fa karakaraiko
Efa lasany any ny fo sy ny saiko
Ka ho hajaiko oh
Atolotro ny hatanorako
Izay lasany any tsy ho asiako sira
Fa omeko vazo hamoronako hira
Fa izy ilay mendrika
Mendrika antsoiko olon-tiana

Refr :
Atolory ahy ny tanananao malala e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Coddy
Vangy : 123
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Coddy1
Daty : 05/11/2025 18:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0707