Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tokantranonay (Clo Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tokantranonay
Zay very olomanga, very hava-tiana
Tsy maintsy ho nintranga ny mpitondra fifaliana, ho an’ny ho avinay
Ny lasa homba ny lasa ny ho avy no tazaniko
satria ny ankehitriny efa tonga ao an-tranoko, hiaraka izahay
Dia zary fanambinana izay nitsiky tamiko
Masoandro miramirana mitaratra ao an-tranoko, tsy ho maizina izahay
Tongava any an-trano raha tianao ho porofoina fa miaraka izahay
hanangana ny ho avinay, mifandefitry
mba ahafataran’olona fa izany zahay an-tokatranonay
Ny ady tsy mankaiza, mifandefitra no tsara
Fitia tsara taiza no hiarahanay mizara hkyre mba ho filaminanay
Zahay koa mba maniry ny hanjakan’ny tononkira.serasera.org fifaliana
Hianao lanjan’ny sasany ny hazo fijaliana, mba hiadananay
Ny kely am-pelatanana tsy maintsy ampy anay
Ho toy ireo namana efa niafy hatramin’izay, vonona izahay
Ianao Zanahary zay mpiaro ny mpifankatia
Arovinao ny lalanay, omeo fiadanana hlxabkm izahay
Mba ho tody, ho tody soa amantsara ny tanjonay,
ho sambatra izahay,
evxmjaj Izy no hianteherako, zaho no andry hiankinany
Mifanohana, maniry mba ho lavitry ny olana, ny tokantranonay
Tongava any an-trano fa ho raisinay tsara ianao
Maharena tonkantrano, fa ho avy izahay hamangy anao

Clo Mahajanga
"Slow Manja"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Clo MahajangaVangy : 5194
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 23/07/2007 15:58