Hira Faneva faha-25 taona Chapelle Militaire Catholique Antsirabe (Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tsy hainay koa ny hangina
Tsy hanandratra fisaorana ny anaranao
Noho izao taom-pitahiana
Nomenao hamelona ny Fiangonanay
Tena faly ny fonay mahazo ny soa ao an-tempolinao
Mifamela xtzqal sy mifanasoa mba tononkira.serasera.org ho taratry ny fitiavanao
Ka redoninay ny saotra sy dera
Noho izao andro anio izao, tratry ny tsingerin-taonan'ny Fiangonanay
Ka redodinay ny hoby sy ny laza
Fianakaviana iray miray hina eto an-tany k' hatrany an-danitra
2. Ny finoana izay voampita koa
Asehonay amin'ny fitiava-namana
Hifamela sy hifanasoa
Ho Mpiantafika feno fiadanana
Ka misaotra Anao ry Ray nitahiry
Dimby mszqwjf amby roapolo taona izay nomenao ho vato fehizoro
Ka redodinay ny hoby sy ny laza
Fianakaviana iray miray hina eto mimcdgop an-tany k' hatrany an-danitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM)Visites : 262
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : toavinasaide
Date : 16/11/2025 17:40