dera (chorale pcs antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao zahay loevkkrv ry Ray
Fa tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsimbinanao
Teo am-panatontosana ny vxjrq irakao
ref:
Dera no atolotray, fankasitrahana Ho anao tononkira.serasera.org ry Ray, noho ny fitiavanao anay
Voninahitra anie ho Anao
Taona maro nifamahofaho
Nitorianay ny yjljppf hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Teo hatrany anefa ianao nitsinjo anay
Tsy hisalasala intsony izao
Hanohy ny antso izay niantefa hatrizay
Hahatontosa hatrany, ka tsy hitsahatra
Eo ambanin'ny fahasoavanao ry Ray (Ndreto izahay)
Fa tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsimbinanao
Teo am-panatontosana ny vxjrq irakao
ref:
Dera no atolotray, fankasitrahana Ho anao tononkira.serasera.org ry Ray, noho ny fitiavanao anay
Voninahitra anie ho Anao
Taona maro nifamahofaho
Nitorianay ny yjljppf hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Teo hatrany anefa ianao nitsinjo anay
Tsy hisalasala intsony izao
Hanohy ny antso izay niantefa hatrizay
Hahatontosa hatrany, ka tsy hitsahatra
Eo ambanin'ny fahasoavanao ry Ray (Ndreto izahay)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : chorale pcs antsirabeVangy : 293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kaina05
Daty : 11/02/2026 09:35
