dera (chorale pcs antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Misaotra Anao zahay ry Ray
Fa tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsimbinanao
Teo am-panatontosana ny irakao
ref:
Dera no atolotray, fankasitrahana zuqgqqg Ho anao ry Ray, noho sedgjvx ny fitiavanao anay
Voninahitra anie ho Anao
Taona maro nifamahofaho
Nitorianay ny hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Teo hatrany tdlcy anefa ianao nitsinjo anay
Tsy hisalasala intsony izao
Hanohy ny antso izay niantefa hatrizay
Hahatontosa hatrany, ka tsy hitsahatra
Eo ambanin'ny fahasoavanao ry Ray (Ndreto izahay)
Misaotra Anao zahay ry Ray
Fa tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsimbinanao
Teo am-panatontosana ny irakao
ref:
Dera no atolotray, fankasitrahana zuqgqqg Ho anao ry Ray, noho sedgjvx ny fitiavanao anay
Voninahitra anie ho Anao
Taona maro nifamahofaho
Nitorianay ny hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Teo hatrany tdlcy anefa ianao nitsinjo anay
Tsy hisalasala intsony izao
Hanohy ny antso izay niantefa hatrizay
Hahatontosa hatrany, ka tsy hitsahatra
Eo ambanin'ny fahasoavanao ry Ray (Ndreto izahay)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : chorale pcs antsirabeHits : 294
Likes : 0 Like
Created by : kaina05
Date : 11/02/2026 09:35
