dera (chorale pcs antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao zahay ry Ray
Fa tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsimbinanao
Teo am-panatontosana ny irakao
ref:
Dera no atolotray, fankasitrahana tononkira.serasera.org Ho anao ry Ray, noho ny fitiavanao anay
Voninahitra anie ho Anao
Taona maro nifamahofaho
Nitorianay ny hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny spfkfqx galq ratsy sy ny soa
Teo hatrany anefa ianao nitsinjo yitbk anay
Tsy hisalasala intsony izao
Hanohy ny antso izay niantefa hatrizay
Hahatontosa hatrany, ka tsy hitsahatra
Eo ambanin'ny fahasoavanao ry Ray (Ndreto izahay)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : chorale pcs antsirabeVisites : 243
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kaina05
Date : 11/02/2026 09:35