O RY VELONA O TSAROVY (Chorale Ny Antema)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! ry plrmiu velona ô! tsarovy
Misy fetra ny fotoana
Azo spnzghl hanorenan-dasy
Eto an-tany an-taranoana
Dieny misy tononkira.serasera.org aina velona
Mifankatiava re hatrany
Io no lova sarobidy
Rehefa ilaozana ny tany
Fifankatiavana no ody fahoriana
Handriatana ny lamba
Voalim-pijaliana
Ny fasana aza zary
Lapa mahasambatra
Raha ny izgu fo mifankatia
Tafatambatra
RAMAROKOTO
Misy fetra ny fotoana
Azo spnzghl hanorenan-dasy
Eto an-tany an-taranoana
Dieny misy tononkira.serasera.org aina velona
Mifankatiava re hatrany
Io no lova sarobidy
Rehefa ilaozana ny tany
Fifankatiavana no ody fahoriana
Handriatana ny lamba
Voalim-pijaliana
Ny fasana aza zary
Lapa mahasambatra
Raha ny izgu fo mifankatia
Tafatambatra
RAMAROKOTO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Ny AntemaVangy : 3483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : junodo
Daty : 05/09/2007 13:10
