O RY VELONA O TSAROVY (Chorale Ny Antema)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! ry velona ô! tsarovy
Misy fetra ny fotoana
Azo hanorenan-dasy
Eto an-tany an-taranoana
Dieny misy aina velona
Mifankatiava re hatrany
Io no lova sarobidy
Rehefa ilaozana ny tany

Fifankatiavana no ody fahoriana
Handriatana ny lamba
Voalim-pijaliana
Ny fasana aza zary
Lapa mahasambatra
Raha ny fo mifankatia
Tafatambatra

RAMAROKOTO
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Ny Antema
Hits : 2870
Likes : 0 Like
Created by : junodo
Date : 05/09/2007 13:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1896