ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY (Chorale Ny Antema)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tononkira.serasera.org ykqkzgq Andriananahary
Jehovah izay miteny
ka oheqnpgk miantso ny tany
Hatramin’ny fiposahany
ka hatramin’ny filentehany
Avy any Ziona izay tena
Fahatsaran-tarehiny

No hamirapiratan’Andriamanitra
Andriamanitra

Hatramin’ny fiposahany
Ka hatramin’ny filentehany
Avy any Ziona izay tena
Fahatsaran-tarehiny

Ralaimoria ruzcdj

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Ny Antema
Vangy : 2853
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : junodo
Daty : 05/09/2007 13:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7993