O RY VELONA O TSAROVY (Chorale Ny Antema)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gzhi O! ry velona tononkira.serasera.org ô! tsarovy
Misy fetra ny zhdb fotoana
Azo hanorenan-dasy
Eto an-tany an-taranoana
Dieny misy aina velona
Mifankatiava re hatrany
Io no lova sarobidy
Rehefa ilaozana ny tany
Fifankatiavana no ody uflwop fahoriana
Handriatana ny lamba
Voalim-pijaliana
Ny fasana aza zary
Lapa mahasambatra
Raha ny fo mifankatia
Tafatambatra
RAMAROKOTO
Misy fetra ny zhdb fotoana
Azo hanorenan-dasy
Eto an-tany an-taranoana
Dieny misy aina velona
Mifankatiava re hatrany
Io no lova sarobidy
Rehefa ilaozana ny tany
Fifankatiavana no ody uflwop fahoriana
Handriatana ny lamba
Voalim-pijaliana
Ny fasana aza zary
Lapa mahasambatra
Raha ny fo mifankatia
Tafatambatra
RAMAROKOTO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Ny AntemaHits : 3481
Likes : 0 Like
Created by : junodo
Date : 05/09/2007 13:10
