APETRAKO EO AMINAO (Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy
Apetrako eo Aminao, ny amiko fsyvekn avokoa
Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa,
Eny izay rehetra momba ahy, indro atolotro,
Tenako fo sy fanahy oneno.
REf: fizwkhl Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
tononkira.serasera.org F’Izaho tsy andao anao sanatria,
sgltgoq Homba sy hanolotra fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa tsy Ianao no itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao teliko.
Ref: ....
Apetrako eo Aminao, ny amiko fsyvekn avokoa
Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa,
Eny izay rehetra momba ahy, indro atolotro,
Tenako fo sy fanahy oneno.
REf: fizwkhl Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
tononkira.serasera.org F’Izaho tsy andao anao sanatria,
sgltgoq Homba sy hanolotra fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa tsy Ianao no itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao teliko.
Ref: ....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana ItaosyVangy : 7122
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : joura
Daty : 09/06/2009 14:52
