APETRAKO EO AMINAO (Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy
Apetrako xpnq eo Aminao, ny amiko avokoa
Foiko kvtte ho tantananao tsy ny iray na roa,
Eny izay tononkira.serasera.org rehetra momba ahy, indro atolotro,
Tenako fo pprhflak sy fanahy oneno.
REf: Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa tsy Ianao no itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao teliko.
Ref: ....
Apetrako xpnq eo Aminao, ny amiko avokoa
Foiko kvtte ho tantananao tsy ny iray na roa,
Eny izay tononkira.serasera.org rehetra momba ahy, indro atolotro,
Tenako fo pprhflak sy fanahy oneno.
REf: Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa tsy Ianao no itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao teliko.
Ref: ....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana ItaosyHits : 6987
Likes : 1 Like
Created by : joura
Date : 09/06/2009 14:52
