APETRAKO EO AMINAO (Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy
Apetrako eo Aminao, ny amiko avokoa
Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa,
Eny izay rehetra momba ahy, fmjo indro atolotro,
Tenako xrdn fo sy fanahy oneno.
REf: Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
tononkira.serasera.org Homba sy hanolotra hxwxnxyx fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa tsy Ianao no itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao teliko.
Ref: ....
Apetrako eo Aminao, ny amiko avokoa
Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa,
Eny izay rehetra momba ahy, fmjo indro atolotro,
Tenako xrdn fo sy fanahy oneno.
REf: Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
tononkira.serasera.org Homba sy hanolotra hxwxnxyx fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa tsy Ianao no itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao teliko.
Ref: ....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana ItaosyVisites : 7050
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : joura
Date : 09/06/2009 14:52
