Fanahy Masina ô (Chorale Fo Masin'i Jesoa Ambohimitsimbina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: vtmlg Fanahy Masina ô!!
Avia hatreo izahay
Mila ny asanao tononkira.serasera.org andravaka ny fiainana am-panahy
Ny herinao anie hanala tahotra ahy
hahatonga ahy ho sahy hiatrika ny adidiko ry Ray

Fa maro ny mpisopatra ny dia
Dia miantso anao, miantso anao Kristy
Henoy re! ny vavakay
mba ho cnbvhr tanteraka ny dianay

Ref: Fanahy Masina ô.....

Mba jereo mdmpho izahay, Tanora Fanahy
Mandika ny didinao
Sitrano ry Tompo ny fonay
Tia be siasia, ireto ondry nania
Ry Zoky be fitia
Tantano hatrany tsy ho sampona ny dia

Ref: Fanahy Masina ô....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Fo Masin'i Jesoa Ambohimitsimbina
Vangy : 1582
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : herlanto
Daty : 26/05/2017 20:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286