Fanahy Masina ô (Chorale Fo Masin'i Jesoa Ambohimitsimbina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Fanahy Masina ô!!
Avia hatreo izahay
Mila ny asanao andravaka ny fiainana am-panahy
Ny herinao anie hanala tahotra ahy
hahatonga ahy ho sahy hiatrika ny adidiko ry Ray

Fa maro ny mpisopatra ny dia
Dia miantso anao, miantso anao Kristy
Henoy re! ny vavakay
mba ho tanteraka ny dianay

Ref: Fanahy Masina ô.....

Mba jereo izahay, Tanora Fanahy
Mandika ny didinao
Sitrano ry Tompo ny fonay
Tia be siasia, ireto ondry nania
Ry Zoky be fitia
Tantano hatrany tsy ho sampona ny dia

Ref: Fanahy Masina ô....
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Fo Masin'i Jesoa Ambohimitsimbina
Hits : 1112
Likes : 1 Like
Created by : herlanto
Date : 26/05/2017 20:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732