Resy lahatra aho (Chorale Fo Masin'i Jesoa Ambohimitsimbina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô, jereonao ity zanakao, miandrandranao
Resy lahatry ny fitiavanao
ka misaotra anao, @izao hira izao
Eny tsy izaho irery, Fa izahay rehetra
(noarovanao)
Satria samy zanakao ka notiavinao
Fa Ray ianao, miahy ny fiainako ianao
Ref:
Tsy hovoatanisako Tompo ô!!!
Ny soa nataonao ho ahy
Eny tsy ho aiko lazaina intsony
Ny alehiben'ny fitiavanao ho ahy
Resy lahatra aho Tompo ô,
Miaiky @foko tontolo
Fa mitantana ny fiainako ianao
Resy lahatra aho Tompo ô,
Miaiky @foko tontolo aho e
Fa mitantana ny fiainako ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fo Masin'i Jesoa AmbohimitsimbinaVangy : 1800
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : herlanto
Daty : 26/05/2017 19:04