Mihirà (Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Feo atao inona n'y anao, ry namako
Feo hiderana sa hanaovana adalana e ie
Tsy tononkira.serasera.org aleo ve hiderana ny qebugh Ray
Toy zay hanaovana adalana
Koa ndao e, ndao ihira isika

Refrain:
Mihirà..... Mihirà
Miderà ianao,
Asandrato ny feo hanakoako
Ny feonao.....feonao
Avoahy tsara ho ren'Ilay Nahary anao
Ho voninahiny

2- Ny Feonao venteso hanako
Ho any ambony o oo
Ho an' Andriamanitra Tsitoha ilay Nahary e yuhvab e
Ho fanomezam-boninahitra ny Tomponao ooo
Koa gnzks asandrato venteso ny hirantsika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga)
Vangy : 571
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Scia
Daty : 06/11/2024 13:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294