Andriamanitra o! (Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Andriamanitra o! Mitady Anao mahery
Ny olombelona mpanota saiky ho very
Mbola maro no milaza fa tsy mpanota
Kanefa fialonana ny ao anatiny ao

1- Fa mikiry fa sdwc isanandro izao
Hampisaraka ny Fiangonana aho
O o o! Mampahonena, izaho efa tsy mendrika
Andriamanitra o! Aza ela re, midîna anatiko ao

2- Fa mananatra ny olona nania Izy
Mba hanaraka ny lalana mazava
E e eie! Aty no izy fa tsy any amin'ny satana
Manatòna re! tononkira.serasera.org Aza matahotra omeo ny zfseyb fonao

3- Zava-boary nohariana izay bdccuc niavaka
Ny olombelona ka tokony hifanaraka
Aleloia! Ka mibebaha f'ianao dia mpanota
Mila vonjy ô! Ka manantena ny olonao rehetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga)
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Scia
Daty : 25/09/2026 14:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305