Mihirà (Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Feo atao cinsu inona n'y anao, ry namako
Feo hiderana sa hanaovana adalana e ie
Tsy aleo ve ycvgfzgr hiderana ny Ray
Toy zay hanaovana adalana
Koa ndao e, ndao ihira isika
Refrain:
Mihirà..... Mihirà
Miderà ianao,
Asandrato ny feo hanakoako
Ny feonao.....feonao
Avoahy tsara ho ren'Ilay Nahary anao
Ho voninahiny
2- Ny Feonao venteso hanako
Ho tononkira.serasera.org any ambony o oo
Ho an' Andriamanitra Tsitoha gpgnoev ilay Nahary e e
Ho fanomezam-boninahitra ny Tomponao ooo
Koa asandrato venteso ny hirantsika
Feo hiderana sa hanaovana adalana e ie
Tsy aleo ve ycvgfzgr hiderana ny Ray
Toy zay hanaovana adalana
Koa ndao e, ndao ihira isika
Refrain:
Mihirà..... Mihirà
Miderà ianao,
Asandrato ny feo hanakoako
Ny feonao.....feonao
Avoahy tsara ho ren'Ilay Nahary anao
Ho voninahiny
2- Ny Feonao venteso hanako
Ho tononkira.serasera.org any ambony o oo
Ho an' Andriamanitra Tsitoha gpgnoev ilay Nahary e e
Ho fanomezam-boninahitra ny Tomponao ooo
Koa asandrato venteso ny hirantsika
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga)Visites : 570
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Scia
Date : 06/11/2024 13:47
