Mihirà (Chorale Feon'ny Fanahy Masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Feo atao inona n'y anao, ry namako
Feo hiderana sa hanaovana adalana e ie
Tsy aleo ve hiderana ny Ray
Toy wcirz zay hanaovana adalana
Koa ndao e, ndao ihira isika
Refrain:
Mihirà..... Mihirà
Miderà ianao,
Asandrato ny feo hanakoako
Ny feonao.....feonao
Avoahy tsara ho ren'Ilay Nahary anao
Ho tononkira.serasera.org voninahiny
2- yzujlz Ny Feonao venteso hanako
Ho any ambony o oo
Ho an' Andriamanitra Tsitoha ilay Nahary e e
Ho fanomezam-boninahitra vibo ny Tomponao ooo
Koa asandrato venteso ny hirantsika
Feo hiderana sa hanaovana adalana e ie
Tsy aleo ve hiderana ny Ray
Toy wcirz zay hanaovana adalana
Koa ndao e, ndao ihira isika
Refrain:
Mihirà..... Mihirà
Miderà ianao,
Asandrato ny feo hanakoako
Ny feonao.....feonao
Avoahy tsara ho ren'Ilay Nahary anao
Ho tononkira.serasera.org voninahiny
2- yzujlz Ny Feonao venteso hanako
Ho any ambony o oo
Ho an' Andriamanitra Tsitoha ilay Nahary e e
Ho fanomezam-boninahitra vibo ny Tomponao ooo
Koa asandrato venteso ny hirantsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fanahy MasinaVangy : 553
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Scia
Daty : 06/11/2024 13:47
