Inona ny soa azon'olona (Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ny soa azon'olona ozfikym raha mahazo zao tontolo izao izy nefa very anie very ny vtqwdhmo fanahiny
1- Ny fananam-bola sy ny harena tsy mitondra mankaiza
Fa mampirehareha ary koa mampiavona
Raha oeemoghz azonao ny laza, azonao ny dera eto ambonin'ny tany
Fa ny fanahy tsy hiditra tononkira.serasera.org any andanitra akory
2- Izay tena tia mahafoy ny ainy ho an'ny sakaizany
Mifankatiava f'izany no didy vaovao
Fa raha manampy ny mahantra ianao ary koa ny madinika
Dia izaho no anaovanao izany hoy Jesoa
3- Raha misy te hanaraka ahy aoka izy handà ny tenany
Sy hitondra ny hazo fijaliany
F'izay te hamonjy ny ainy no hahahery azy
Ary izay ahafoy azy noho ny amiko no ahazo azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga)Vangy : 395
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Scia
Daty : 23/05/2025 22:55