Inona ny soa azon'olona (Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ny soa azon'olona raha mahazo zao tontolo izao izy nefa very anie very ny fanahiny

1- Ny fananam-bola sy ny harena tsy mitondra tononkira.serasera.org mankaiza
Fa mampirehareha ary koa mampiavona
Raha jcdzs azonao ny laza, azonao ny dera eto ambonin'ny tany
Fa ny fanahy gzwciikz tsy hiditra any andanitra akory

2- Izay tena tia mahafoy ny ainy ho an'ny sakaizany
Mifankatiava f'izany no didy vaovao
Fa raha manampy ny mahantra ianao ary koa ny madinika
Dia izaho no anaovanao izany hoy Jesoa

3- Raha misy te hanaraka ahy nzpnym aoka izy handà ny tenany
Sy hitondra ny hazo fijaliany
F'izay te hamonjy ny ainy no hahahery azy
Ary izay ahafoy azy noho ny amiko no ahazo azy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga)
Visites : 394
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Scia
Date : 23/05/2025 22:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341