Andriamanitra o! (Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Andriamanitra o! Mitady tononkira.serasera.org Anao mahery
Ny olombelona mpanota saiky ho very
Mbola maro no milaza fa tsy mpanota
Kanefa fialonana ny ao anatiny ao
1- Fa mikiry fa isanandro izao
Hampisaraka ny Fiangonana aho
O o o! Mampahonena, izaho efa tsy mendrika
Andriamanitra o! Aza ela re, midîna anatiko ao
2- Fa mananatra ny licdtqe brlravb olona nania Izy
Mba hanaraka ny lalana mazava
E e eie! Aty no jltlumch izy fa tsy any amin'ny satana
Manatòna re! Aza matahotra omeo ny fonao
3- Zava-boary nohariana izay niavaka
Ny olombelona ka tokony hifanaraka
Aleloia! Ka mibebaha f'ianao dia mpanota
Mila vonjy ô! Ka manantena ny olonao rehetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga)Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Scia
Daty : 25/09/2026 14:45