Andriamanitra o! (Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Andriamanitra o! Mitady Anao mahery
Ny bkuw olombelona mpanota saiky ho very
Mbola maro no milaza fa tsy mpanota
Kanefa fialonana ny ao anatiny ao
1- Fa mikiry tononkira.serasera.org fa isanandro izao
Hampisaraka ny Fiangonana aho
O o o! Mampahonena, izaho efa tsy mendrika
Andriamanitra o! Aza ela re, midîna anatiko ao
2- Fa mananatra ny olona nania Izy
Mba hanaraka ny lalana mazava
E e eie! tsyh Aty no izy fa tsy any amin'ny satana
Manatòna re! Aza matahotra omeo ny jyyloq fonao
3- Zava-boary nohariana izay niavaka
Ny olombelona ka tokony hifanaraka
Aleloia! Ka mibebaha f'ianao dia mpanota
Mila vonjy ô! Ka manantena ny olonao rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga)Hits : 14
Likes : 0 Like
Created by : Scia
Date : 25/09/2026 14:45