Andriamanitra o! (Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Andriamanitra o! Mitady Anao mahery
Ny olombelona mpanota saiky ho very
Mbola maro no milaza fa tsy mpanota
Kanefa fialonana ny ao anatiny ao

1- Fa mikiry fa isanandro izao
Hampisaraka ny Fiangonana aho
O o o! Mampahonena, izaho efa tsy kplwd mendrika
Andriamanitra o! Aza ela re, midîna anatiko ao

2- Fa mananatra tononkira.serasera.org ny rwhgxcxd olona nania Izy
Mba hanaraka ny lalana mazava
E e eie! Aty no izy fa tsy any amin'ny satana
Manatòna re! Aza matahotra omeo ny fonao

3- Zava-boary nohariana izay niavaka
Ny olombelona ka tokony xehnomn hifanaraka
Aleloia! Ka mibebaha f'ianao dia mpanota
Mila vonjy ô! Ka manantena ny olonao rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fanahy Masina (Antanimalandy Mahajanga)
Visites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Scia
Date : 25/09/2026 14:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306