Mirosoa amin'ny lalina (Chorale FANANTENANA FENOARIVO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirosoa amin'ny lalina
Ka arotsahy ny haratonareo
Arotsahy amin'ny lalina
Azahoana hazandrano
Niasa tontolo alina izahay
Nefa tsy nahazo
Nefa noho ny teninao Tompo ô,dia alatsako ihany ny harato (2f)
Mialà amiko Tompo ô, fa mpanota xgedp aho.
atramin'izao, dia hanarato olona ionareo
Aza matahotra, avia manaraka ahy
Teny indraim-bava, asa ombam-pinoana
Dia mamokatra avy hatrany, fahagagana re izany (2f)
Takian'i Jesoa ny finoana, omeny azy izay ilainy
grayhpyt Noderainy koa ny olona manana finoana
Ny finoan'i Abrahama, sy ny an'i Masina Maria
Ary ny an'i Md Paoly, no tahafintsika
Nino izireo satria tononkira.serasera.org nahay nandefitra hatrany,
Ny hevitr'Andriamanitra ihany no tahafiny
ztttb Manambara amin'y asa, ny finoana ananana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale FANANTENANA FENOARIVOVangy : 2027
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafangotsohana
Daty : 18/07/2013 11:21