Mirosoa amin'ny lalina (Chorale FANANTENANA FENOARIVO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirosoa amin'ny lalina
Ka arotsahy ny haratonareo
Arotsahy amin'ny lalina
Azahoana hazandrano
Niasa tontolo alina izahay
Nefa tsy nahazo
Nefa noho ny teninao Tompo ô,dia alatsako ihany ny harato (2f)
Mialà amiko Tompo ô, fa mpanota aho.
atramin'izao, dia hanarato olona ionareo
Aza matahotra, avia manaraka ahy
Teny indraim-bava, asa ombam-pinoana
Dia mamokatra avy hatrany, fahagagana re izany (2f)
syczk tononkira.serasera.org Takian'i Jesoa ny finoana, omeny azy izay ilainy
Noderainy koa ny olona manana finoana
nghrnwr kwobc Ny finoan'i Abrahama, sy ny an'i Masina Maria
Ary ny an'i Md Paoly, no tahafintsika
Nino izireo satria nahay nandefitra hatrany,
Ny hevitr'Andriamanitra ihany no tahafiny
Manambara amin'y asa, ny finoana ananana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale FANANTENANA FENOARIVOVisites : 2058
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafangotsohana
Date : 18/07/2013 11:21