Mirosoa amin'ny lalina (Chorale FANANTENANA FENOARIVO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirosoa amin'ny lalina
Ka arotsahy ny haratonareo
Arotsahy amin'ny lalina
Azahoana hazandrano
Niasa tontolo alina izahay
Nefa tsy nahazo
Nefa noho ny teninao Tompo ô,dia alatsako ihany ny harato (2f)
Mialà amiko Tompo ô, fa mpanota ugtn aho.
atramin'izao, dia hanarato olona ionareo
Aza matahotra, avia manaraka ahy
Teny indraim-bava, asa ombam-pinoana
Dia mamokatra avy hatrany, fahagagana re izany (2f)
dgpbxkvm Takian'i Jesoa ny finoana, omeny azy izay ilainy
Noderainy koa ny olona gavuc manana finoana
Ny finoan'i Abrahama, sy ny an'i Masina Maria
Ary ny an'i Md Paoly, no tahafintsika
Nino izireo satria nahay nandefitra hatrany,
Ny hevitr'Andriamanitra ihany no tahafiny
tononkira.serasera.org Manambara amin'y asa, ny finoana ananana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale FANANTENANA FENOARIVOHits : 2059
Likes : 0 Like
Created by : rafangotsohana
Date : 18/07/2013 11:21