HAFA IANAO (Chorale Andian'ny Famonjena Ankazomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, Misaotra Anao aho
Fa mbola nomenao Andro iray vaovao,
Inty dyhof mpanomponao, izay tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Ref : Fa tsy hisy hafa hqbzsimo tsy ianao ry Tompo
No andry iankinanay amin'izao Tontolo izao
Very izahay raha misaraka aminao
Koa mibebaka sy fdnvyqqv mitalaho
Tompo o,apetrako aminao
Ny fiainanay izay diavinay
Mba hahazoto hanompo tononkira.serasera.org Anao
Mandrakizay, mandrakizay
Fa mbola nomenao Andro iray vaovao,
Inty dyhof mpanomponao, izay tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Ref : Fa tsy hisy hafa hqbzsimo tsy ianao ry Tompo
No andry iankinanay amin'izao Tontolo izao
Very izahay raha misaraka aminao
Koa mibebaka sy fdnvyqqv mitalaho
Tompo o,apetrako aminao
Ny fiainanay izay diavinay
Mba hahazoto hanompo tononkira.serasera.org Anao
Mandrakizay, mandrakizay
--------
Link:
Comments
Marc19
(
17/11/2024 18:06)
Tsara ny zavatra toy izaho ka dia misaotra betsaka anareo namorona ity application ity, mandrosoa Hasina hatrany
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Andian'ny Famonjena AnkazomangaHits : 482
Likes : 0 Like
Created by : Marc19
Date : 17/11/2024 18:04
