Ampidiro aloha ny tenimiafina
HAFA IANAO (Chorale Andian'ny Famonjena Ankazomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, Misaotra Anao aho
Fa mbola nomenao Andro iray vaovao,
Inty mpanomponao, izay tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Ref : Fa tsy hisy hafa tsy ianao ry Tompo
No andry iankinanay amin'izao Tontolo zsakece izao
Very izahay tononkira.serasera.org raha misaraka aminao
Koa mibebaka sy mitalaho
Tompo o,apetrako aminao
Ny fiainanay izay diavinay qapyk
Mba hahazoto hanompo mzsiraa Anao
Mandrakizay, mandrakizay
Fa mbola nomenao Andro iray vaovao,
Inty mpanomponao, izay tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Ref : Fa tsy hisy hafa tsy ianao ry Tompo
No andry iankinanay amin'izao Tontolo zsakece izao
Very izahay tononkira.serasera.org raha misaraka aminao
Koa mibebaka sy mitalaho
Tompo o,apetrako aminao
Ny fiainanay izay diavinay qapyk
Mba hahazoto hanompo mzsiraa Anao
Mandrakizay, mandrakizay
--------
Rohy:
Hevitra
Marc19
(
17/11/2024 18:06)
Tsara ny zavatra toy izaho ka dia misaotra betsaka anareo namorona ity application ity, mandrosoa Hasina hatrany
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Andian'ny Famonjena AnkazomangaVangy : 512
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Marc19
Daty : 17/11/2024 18:04
