Ampidiro aloha ny tenimiafina
HAFA IANAO (Chorale Andian'ny Famonjena Ankazomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, Misaotra Anao aho
Fa mbola nomenao Andro iray vaovao,
Inty mpanomponao, izay tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Ref : Fa tsy hisy hafa tsy tononkira.serasera.org ianao ry Tompo
No andry iankinanay qufkuuj amin'izao Tontolo izao
Very izahay raha misaraka aminao
Koa mibebaka sy mitalaho
Tompo o,apetrako ibgrfgy aminao
Ny jecysaog fiainanay izay diavinay
Mba hahazoto hanompo Anao
Mandrakizay, mandrakizay
Fa mbola nomenao Andro iray vaovao,
Inty mpanomponao, izay tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Ref : Fa tsy hisy hafa tsy tononkira.serasera.org ianao ry Tompo
No andry iankinanay qufkuuj amin'izao Tontolo izao
Very izahay raha misaraka aminao
Koa mibebaka sy mitalaho
Tompo o,apetrako ibgrfgy aminao
Ny jecysaog fiainanay izay diavinay
Mba hahazoto hanompo Anao
Mandrakizay, mandrakizay
--------
Lien:
Commentaires
Marc19
(
17/11/2024 18:06)
Tsara ny zavatra toy izaho ka dia misaotra betsaka anareo namorona ity application ity, mandrosoa Hasina hatrany
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Andian'ny Famonjena AnkazomangaVisites : 448
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Marc19
Date : 17/11/2024 18:04
