Manatona Anao (Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro manatona Anao aho Jesosy o!
Fa efa notaomin'ny Ray
Fanahy masina tononkira.serasera.org o!mitoera ato am-poko mandrakizay
(x2)
Ref:
Fa uleli mamiko Jesosy izany akaikinao
Mba ho isan'ireo whaedep zanakao
Ho kolokoloinao satria tsara Ianao
Andriamanitra o!
Eo an-tananao izany fiainako
Ianao mitantana ny dia
Ary koa hamaha ireo olana izay miseho ety
(x2)
Ref:...(x2)
Andriamanitra fpetcrwu o! (x2)
Fa efa notaomin'ny Ray
Fanahy masina tononkira.serasera.org o!mitoera ato am-poko mandrakizay
(x2)
Ref:
Fa uleli mamiko Jesosy izany akaikinao
Mba ho isan'ireo whaedep zanakao
Ho kolokoloinao satria tsara Ianao
Andriamanitra o!
Eo an-tananao izany fiainako
Ianao mitantana ny dia
Ary koa hamaha ireo olana izay miseho ety
(x2)
Ref:...(x2)
Andriamanitra fpetcrwu o! (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAFVangy : 1651
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Chorale Ampitatafika Firaisank
Daty : 22/06/2016 15:10
