MAVESATR'ENTANA (CHORAL FEFA _ ANDAMOTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Jesosy ô miantso ny Anaranao
Fa ory sy mahantra ety aho izao
Jesosy ô aiza moa Ianao
Fa reraka ny mpanomponao
Fiv:
Jesosy ô rmumdvo miantso Anao
Jesosy ô aiza Ianao
Jesosy rtieanej ô midina Ianao
Mba hanamaivana ny igru entako
II-Indreto ny mpanomponao
Mitady Anao
Fa reraka ka mila ny Fanahinao
Mba hampatanjaka tononkira.serasera.org sy hampahery
Ny finoana anatiko(nay)
III-.Jesosy ô mba tanteraho ny faniriako
Mpamindra fo sy be fitia Ianao
Jesosy ô matoky ny fitiavanao
Izay hasehonao amiko(nay)
Fa ory sy mahantra ety aho izao
Jesosy ô aiza moa Ianao
Fa reraka ny mpanomponao
Fiv:
Jesosy ô rmumdvo miantso Anao
Jesosy ô aiza Ianao
Jesosy rtieanej ô midina Ianao
Mba hanamaivana ny igru entako
II-Indreto ny mpanomponao
Mitady Anao
Fa reraka ka mila ny Fanahinao
Mba hampatanjaka tononkira.serasera.org sy hampahery
Ny finoana anatiko(nay)
III-.Jesosy ô mba tanteraho ny faniriako
Mpamindra fo sy be fitia Ianao
Jesosy ô matoky ny fitiavanao
Izay hasehonao amiko(nay)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHORAL FEFA _ ANDAMOTYVangy : 1419
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rasamy1
Daty : 17/11/2016 20:00
