Feno fifaliana (CEVAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno fifaliana,
Fifaliana, fifaliana, fifaliana
Mitobaka... Ny fiainako (×4)

Réf: Feno fifaliana,
        Fifaliana, fifaliana, fifaliana
        Mitobaka... Ny fiainako (×2)

1- Ny fanjakana niaviako
Dia ilay tsara indrindra
Izay feno hehy, mihomehy, mihomehy
Feno fifaliana

Tsy misy alahelo
Tsy misy ranomaso
Fa mandihy, mandihy, mandihy
Feno fifaliana

Réf: Feno fifaliana,
        Fifaliana, fifaliana, fifaliana
        Mitobaka... Ny fiainako (×2)

2- Fifaliana toy ny renirano
Toa loharano
Mamy ny fiainako, mamy, mamy
Feno fifaliana

Mpandova ny lanitra aho
Izay no nambarany tamiko
Fa ny fiainako dia ho lehibe, lehibe, lehibe
Feno fifaliana

Réf: Feno fifaliana,
        Fifaliana, fifaliana, fifaliana
        Mitobaka... Ny fiainako (×2)

Bridge:
Mahatsiaro sambatra aho, nahazo ny herin'ny Fanahy Masina
Oh, mahatsiaro sambatra aho, nahazo ny herin'ny Fanahy Masina
Iray, roa sambatra aho, manisa ireo fitahiako tsirairay
Iray, roa, telo, efatra sambatra aho, manisa ireo fitahiako tsirairay (×2)

Réf: Feno fifaliana,
        Fifaliana, fifaliana, fifaliana
        Mitobaka... Ny fiainako (×2)

Bridge:
Mahatsiaro sambatra aho, nahazo ny herin'ny Fanahy Masina
Oh, mahatsiaro sambatra aho, nahazo ny herin'ny Fanahy Masina
Iray, roa sambatra aho, manisa ireo fitahiako tsirairay
Iray, roa, telo, efatra sambatra aho, manisa ireo fitahiako tsirairay (×2)

Réf: Feno fifaliana,
        Fifaliana, fifaliana, fifaliana
        Mitobaka... Ny fiainako (×2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CEVAM
Hits : 242
Likes : 0 Like
Created by : Fanilovelona
Date : 11/08/2025 14:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1507