Ento (CEVAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o
Andriamanitro ianao
mangetaheta anao eppndz ny fanahiko
maniry anao ny nofoko
indro asandratro ho anao ny tanako
toy ny tany maina
izay mitady orana
mihoatra noho izany no hiandrandrako anao
te hitondra fanatitra aho manim-pofona indray
ho anao ilay rano velona
tompon'ny aina sy fanahy
hoento miakatra aho
sintony aho ho any aminao
te ahita anao aho, ny hatsaran'y lanitrao
ka hanidina aho hahita mihoatra ny eto an-tany
ny fanahiko ho tononkira.serasera.org tafakambana aminao any
ie eeee ei
oh oh lvrsu oh
tafakambana aminao rmigqux aho
oh oh oh (hoento miakatra aho)
ho tafakambana aminao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CEVAMVangy : 10530
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fafachacha6
Daty : 28/08/2021 20:23