You are here: home > Tononkira > cevam

Jeso mino Anao aho (cevam)

Antananao no apetrako indray
Ny momba ahy rehetra
Ny fiainako eo ampelatananao
Anao koa aho doria


Jesoa mino Anao aho
Anao manontolo aho
Ny anton'ny hivelomako
Stononkira.serasera.orgy ny anton'ny hirako
Dia Ianao


Hiara-dia n'aiza n'aiza alehanao
Na ho tsiky na tomany
Hatoky Anao
Hiaina aho amin'ny lalanao
Ireo teny fikasanao
Doria


Mitsaoka aho
Mitsaoka Anao aho...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : cevam
Mpamaky : 214
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : cesar.fanante
Tamin'ny : 12/09/2019 17:04:02
ID : 12075

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo